Namokatra plastika 8,3 miliara taonina ny olombelona.Amin'ny taona 2050 dia ho 12 miliara taonina eo ho eo ny fako plastika eran-tany.Araka ny fanadihadiana natao tao amin’ny Journal Progress in Science, nanomboka tamin’ny fiandohan’ny taona 1950, dia plastika 8,3 miliara taonina no novokarin’ny olombelona, ka lasa fako ny ankamaroany, ...
Hamaky bebe kokoa